Pas de titre disponible
Am B Em A Satry ihany ho tsiky no hameno, handravaka ny tavanao C D G Mba tsy hiketrona intsony ny tarehy Am B Em A Satry ihany ho hira no heno, hivoaka ny molotrao C D G Mba tsy ho taraina intsony no ho re C D Indrisy anefa mbola tomany Bm Em No manamando ny tava C D G G7 Noho ny fahoriana misesy C D Mbola toloko ihany B7 Em No mivoaka ny vava C D G Fa fahantrana tsy mety resy Am B Em A Satry ihany ianao tsy ho noana, ary koa tsy hangetaheta C D G G7 Mba tsy handry fotsy lava izao C B Em A Satry ihany izay manoloana, tsy ho feno hery setra C D G Ka hilamin-tsaina fehizay ianao C D Indrisy tsy misy miditra am-bava Bm Em Ny tenda koa zary maina C D G G7 Ny tsy fisiana tsy mahavoky C D Mbola tebiteby lava B7 Em Tsisy hilaminan-tsaina C D G Sady kivy ianao no very toky C D Ianao mihezaka hatrany Bm Em Hihoatra ho tafita C D G G7 Tsy miraviravy tanana C D Tsy maintsy mbola hivaly ihany B7 Em Tsy maintsy hahita C D C Bm Am G Ny anjaram-piadanana DADAH
