Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izy misaona
E B Lasa ianao, lasa lavitra any C#min B Nandao ny tany, ilay feno tomany A F#min B Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela B B7 Tsy afa-nanoatra fa tsy maintsy nifandao E B Lasa ianao, nanalavi-tiana C#min B Dia ilay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana A F# B7 Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda C#min Raha ny tiany, fifaliany B No tazominy eo anilany eo A B Tsy maintsy nekeny, tsy fidiny CHORUS E B Lasa ianao, tsy nifidy ny handao C#min B Fa voaantso amin’ilay fiainam-baovao E B Lasa ianao tsy afa-nampilaza C#min B7 Izy tavela nitomany toa zaza E B Lasa ianao, tsy nifidy ny handao C#min B fa voaantso amin’ilay fiainam-baovao E B Fa lasa ianao, izy nisaona C#min manantena anefa B A indray andro ianareo mbola hihaona Ny ranomasony tsy voatana, Ny momba anao tsy hainy ho fafana Ny sainy tsy tony satria ianao tsy eto intsony efa nialoha lalana fotoana fohy no niarahana Tampoka loatra ny fisarahana Izy mino mitanisa fa hoe misy ilay paradisa Raha ny tiany, fifaliana no tazominy eo anilany eo tsy maintsy nekeny, tsy fidiny
