ETO AM-BARAVARANKELY
G D Emin Eto am-baravarankely no mitazana Amin D G Isan’andro ity ala maitso mavana B Emin B Emin Ny voronkely mandalo sy miserana ihany Amin D7 G C D Tsy afaka hampitony ity foko tomany G D Emin Eto am-baravarankely aho no mitsetra Amin D G Mitanisa ny momba antsika rehetra B Emin B Emin Fitiavana toy ireny hafa rehetra ihany C D G Na ho ela na ho haingana hisy fiafarany. C D B Emin Eto aho miezaka hatrany Amin D G Emin Hanadino anao ihany Amin D B Emin Nefa tsy mety fa mampahatsiaro anao Amin D G Eto am-baravarankely. Eto am-baravarankely aho no mandefa Ny eritreritro tsy mety anefa F’izay rehetra atao miantefa any aminao Tsy laitra fa manjary ahatsiarovako anao. Eto am-baravarankely aho no misaina Ny fiarahantsika very maina Ny orana milatsaka tsy tsaroako ny hatsiaka Variana loatra aho noho ity tantarantsika
