Ranomasina
Titre
Ranomasina
Envoyé par ralaigasy
Le 03/06/2009 18:43
Visites : 196
Ranomasina mangeniheny
Ab
izany fitiavako anao
F-
Tsapako te-hitroatra feno dia feno
Gb
ny fitempony ao antiko ao
Bb- Eb7
Ranomasina mangeniheny
Ab
hampitondrako ny hafatro ho anao
F-
izy ihany no mampisaraka antsika
Gb
Izaho ety ianao eny am-pita
Bb- Eb7
Manantena fa indray andro
Db Ab/C
ho resy ny elanelan-tany
Bb- F-
hiara hibanjina ho avy iray
Gb Eb
tsy hasiana ahiahy
E° F-
satria toky no homenao ahy
Gb Eb
hifankatia mandrakizay
Db Eb7 Ab
Ranomaso mikija mafy
manjary fifaliana indray
Fahasambarana mameno ny fo
no hisolo ilay ratra taloha
Ranomaso nirotsaka omaly
hohadinona avalony indray
Ilay hafatro aza tafita soa
lavitry ny maso akaikin'ny fo
manantena fa indray andro
ho resy ny elanelan-tany
hiara hibanjina ho avy iray
tsy hasiana ahiahy
satria toky no omenao ho ahy
hifankatia mandrakizay
satria toky no omenao ahy
hifankatia mandrakizay