Ampidiro aloha ny tenimiafina
PAKA NY ANDRO
Fa andro paka tokoa ny andro DO RE andro fifaliana manandanja SOL FA DO andro fifaliana fihobiana DO MIm FA f'izay mpanenjika resy no hangiana RE SOL Ny Tompontsika no indro nitsangana DO RE naharesy ny fahafatesana am-pasana SOL FA DO fa Aleloia Aleloia hôzana DO MI FA REm dera laza ho fiderana Amen LAm REm SOL DO Fa indro ny Tompo nandresy tokoa DO SIb fa fa fiainam-baovao ho ahy sy ho anao REm RE SOL tanteraka ny famonjena DO SIb FA fa saha Edena vaovao no ho fonenanay REm RE SOL Fa Paka mendrika tokoa ity Paka ity DO RE ka rariny raha atao fahatsiarovana SOL FA DO ny rà sy vatanao irery ihany Kristy DO MIm FA dia ampy hahasitrana ny fanahiko RE SOL Fa fitoriana an-kira no ventesinay DO RE mba ho fifonana ataonay ho anao ry Ray SOL FA DO fa ny zava-drehetra no tanterakao DO MI FA REm ny fahotany nodiovin'ilay zanakao LAm REm SOL DO Réf...
