Pas de titre disponible
D Bm
Raha handeha ianao hanalavitra ahy
G
Sarotra ny tsy hahatsiaro
A D
'Lay endrikao
D Bm
Hampamiratra ilay ho avy antenaina
G
Ny antony handehananao
A D
Miandry eto aho
D
Raha ho any enao
G
Dia aza hadino aho
Em
Fa tena tia
G
Sasa-miandry anao
Em
Tsy manadino
G A
Tsy mba mahafoy anao
D G
Lay masoandro hidify iny izao
Em G
Hafarako hivetso anao
Em
Ilay fitia zay
G A
Tsy lefy ao am-poko ao
Handeha ianao
Hanalavitra ahy ..........
D
Ireo fotoana
G
Mamiko
Em G
Iriko hiverina eto indray
Em
Fa tiako ,lalaiko
G A
Ilay ho anilanao
D G
Volana o, tomaratra ry
Em G
Vetsoy eto am-poto-tsofiny
Em
Tongava malaky hoe ,
G A
Fa sasa miandry aho ety.
Handeha ianao
Hanalavitra ahy ...........
D
Oroka,tambitamby
Bm
'Zay nahazatra ahy
G
Ho anao ty foko tia
A D
Modia amin'izay