Pas de titre disponible
E : x B : 2 G : 0 D : 2 A : 1 E : x (?) E : 0--------3 B : 0--------0 G : 0--------0 D : 2--------0 A : 2--------2 E : 0--0-2-3-3 [Em--->G] Bm A (?) Bm Ny rivotra mandalo ve no mitondra tadio Bm A (?) Bm Ny rivotra mifafy ve no mitondra io orana io D A G D Ny tany ve no ratsy sa ,ny olona no efa lany vatsy D A [Em-->G] A Bm Ny tany ve no vovoka sa ny olona no vizana sy drodroka Ny hoy aho hoe manontany tena manontany tena Aiza ihany no hiafarany Fahagagàna sy mihenahena ny olona ao an-tanàna Voazara ho antokotokon’olona , voazara ho fokofokon’olona Nozarainy ho vondrovondron’olona Fa amin’izay angamba tsy ho vanin-kolona Iza moa no tsy mahalala fa izay mitambatra dia vato Mampisalasala anefa ireto mpanao afera mihamaro tato ho ato Mitombo ny isan’izy ireo , mitombo ny volan’izy ireo , miroborobo ny aferan’izy ireo , tsy laitra ny setrasetran’izy ireo ©MAHALEO
