Pas de titre disponible
"GASIKARA LAY NOSY" Gasikara lay nosy, Amin E7 nibaby nandrotsirotsy, Amin E7 f' ianao dia tsaroanay, Dmin Amin na lavitra aza izahay. G Gasikara tany niaviana kanto, mahavariana f' ianao dia tsy foinay, hatramin' izay,hatramin' izao. Gasikara tanindrazanay sady ihany koa, fonenay Gasiakara sarobidy loatra ka mendrika ny saotra REF :Gasikara taninay Bmin C Gasikara maminay Bmin C RIJA GASY / GASY WAVE 2006