Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy adala aho
SOL DO MI Sao heverinao ho adala aza aho SOL DO RE Leo miandry anao SOL DO MI Toa tsy hohaiko intsony ny mitana SOL DO RE Ilay fitiavako taloha. (in-2) MI DO SOL RE Izany foana ve no hiainako MI DO RE Rehefa eo ianao ? MI DO SOL RE Sao kosa ary neninao MI RE MI Ny nahita ahy ? Tsia sanatria ny lany manja Izay niarahana hatrizay Tofoka loatra aho, leo anao Ka ny miala sisa no azo atao Izany foana ve ny hiainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Tsy zakanao Raha miresaka ny ataonao Ka aleo hijanona eo F'izay vita aleo hivalona ho tantara Manavao indray no mety Izany foana ve ny iainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Rehefa eo ianao... SOL DO MI DOmin MI Sao kosa ary neninao ny nahita ahy ? SOL DO MI...... Sao heverinao ho adala aza aho ?
