Ampidiro aloha ny tenimiafina
Somambisamby
fa fa Somambisamby re ry lahy e , toy ny andro diavolana fa fa Ka ontsaontsa ny fanahy, fa maro ny olana sol sol Manembona ny any aminay , tanàna tsy foina sol sol Mahatsiaro ireo havanay, tsy hay hadinoina , mba jerijereo do do fa sol Mba jerijereo ny tananàntsika , aza avela hangina , aza avela hangatsiaka fa MIm sol do Fa Mim Sol Do Fa mbola ho tonga indray androany , hitondra ny soa , hitondra ny mamy Fa MIm Sol Do Hirongo tantely ,hirongo vilany Toa mateti-pihavy kanefa ilay ora-panala Ka lasa ny saina miantefa hamangy ny malala Ka lavitra anefa ny any ,toa saro-banjinina Ny sento no hampitaina any , veloma masìna ô Veloma masìna ,veloma ry tiana Alao ny alahelo handao ny akiviana Fa mbola ho tonga indray androany Hitondra ny soa , hitondra ny mamy Hamafa tomany ,hamafa vinany Na dia maro aza ny zava-midona, aza atao mampifezaka Aza kivy na very finoana ,mandehana manezaka Ao anatin' ny ngidy ny mamy, ka saro-takarina Misy ny ambony ,misy ny ambany , izay no marina fa ny ady tsy vita Ny ady tsy vita fa mbola hitohy Ny mety tafita ,raha mamohifohy Ka raiso ny ampinga, raiso ny hery Handresy ireo kinga , tsy maneritery Handrava fanànana, hamokatra fery ©MAHALEO
