Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antso ho anao
Raha misy ratra am-po Na azom-pahoriana ianao Dia lalana lalovana io mba hanefena anao Na dia mavesatra aza Tsy hanarina ny finoana Ho maivana aminao Rehefa JESOA no antsoina tsarovy koa fa maro No mivavaka ho anao Izay efa niharam-pahoriana mafy toy izao Iray no hitokiany Dia JESOA zay tsy mandao Nampody ny aizan-dava Ho maraina vaovao Matetika na sambany ianao No hiharam-pitsapana toy izao Dia aoka hazava tsara Fa misy tiany ambara Fitiavana no anton\' izao; sady efa antso ataony aminao Hiovanao fo raha tsy fantatrao Valio izao antso izao Na maloka aza ny andronao Tsy mety mibaliaka Hijery anao hatrany anie \'lay ANDRIAMANINTSIKA Mahay ny zavatra rehetra \'zay tsy takatrao Hampody ny aizin-dava ho maraina vaovao Matetika na sambany ianao No hiharam-pitsapana toy izao Dia aoka hazava tsara Fa misy tiany ambara Fitiavana no anton\' izao; sady efa antso ataony aminao Hiovanao fo raha tsy fantatrao Valio izao antso izao Na maloka aza ny andronao Tsy mety mibaliaka Hijery anao hatrany anie \'lay ANDRIAMANINTSIKA Mahay ny zavatra rehetra \'zay tsy takatrao; Ka manatsotra tanana Izy ta-handray anao
