Ampidiro aloha ny tenimiafina
DINA
do dia Fa Manirery malahelo, lasa vetsovetso Fa Manimanina havan-tiana ka misento Sib Voady ho doria, fo mifankatia tsaroana Fa Sol Min Tafasaraka, tsy mety very dia, manoina é Do Fa (refrain) Tsy manadino n'aiza n'aiza, tsy mba manadino Fa Sib Tsy miova ny fitia nekena ho doria Do Fa Fa7 Ampy ho ahy mangina, fanantenako mandrakizay Sib Fa Re Ireo dinantsika, ireo fitiavana hatrizay Sol Min Do Fa (modulation 1/2 ton) Vavaka atao raha toa malahelo ianao Ny vatako ihany anie no lavitra anao Ho fahatsiarovana, ity ny hirako kaloina Ny eritreritro, ny fitiavako manoina é (refrain) Tsy manadino .......
