Pas de titre disponible
Napetrak'i : raluc
Tamin'ny : Feb 3, 2006
Isan'ny namaky : 1
------------------
_________________________________________
salut!
miala tsiny fa nisy diso kely le napetrako teo,
nefa ny tenako tsy mamela ny diso ho diso zany
le mi am le fiverenana no miova sol fosiny e,
lasa otran zao zany le izy:
efa nitendry an le izy a vo tena nahatsapa
tena misy diso ka la zavatra natao, lol
_________________________________________
la(min) sol la(min)
Tsy nahavita asa firy izy androany
fa(min) sol la(min)
Valabalaka lasa vinany
la(min) sol la(min)
Tsy nahitana teny firy izy tamin'izany
fa(min) sol la(min)
Ny sainy toa lasa any ho any
re(min)
Nilanja angady izy
fa(min) mi(min) la(min)
Na nitaona ireo akama mpiasa tany
re(min)
Namonjy havoana
fa(min) mi(min)
Mba hitazana an'ilay akany
la(min) sol la(min)
Tsindrin-daona izy hamonjy ny tanana
fa(min) sol la(min)
Misy tsy salama angamba ny akama
la(min) sol la(min)
Ny lohataona aza lasa manara
fa(min) sol la(min)
Volon'andro milaza fambara
re(min)
Nahita setroka izy
fa(min) mi la(min)
Setroka mitelina ny tany
re(min)
Nisy afobe mijoalajoala
fa(min) mi(min)
Mandady manantona ny akany
fa(min) sol la(min)
Tsidri-mandry, antsom-pitia
fa(min) sol la(min)
Feo toa miantso hoe avia
fa(min) sol la(min)
Tsindri-mandry, antsom-pitia
fa(min) sol la(min)
Feo malaky toy ny antso an-tariby
__________________________________________
misaotra e!
__________________________________________