Ampidiro aloha ny tenimiafina
Samy vita
Tsy maninona raha izay no tianao atao Za koa tsy hitana Mandehana Manan-tsaina enao ka saino zay ataonao Tsy ahita hoatr\'ahy enao Mba marina Raha izay no hitanao fa mety Tsara tso-drano ianao Mahazo izay irinao rehetra dia mba hendry @ zay... Dia izay lay fitia Samy vita e Atao ahoana... Dia izay lay fitia Samy vita e Atao ahoana... Tsy maninona raha izay no tianao atao Za koa tsy hitana Mandehana Manan-tsaina enao ka saino zay ataonao Tsy ahita hoatr\'ahy enao Mba marina Raha izay no hitanao fa mety Tsara tso-drano ianao Mahazo izay irinao rehetra dia mba hendry @ zay... Atao ahoana... Dia izay lay fitia Samy vita e Atao ahoana... Dia izay lay fitia Samy vita e Atao ahoana... oy oy oy samy vita e Dia izay lay fitia Samy vita e Atao ahoana... Dia izay lay fitia Samy vita e Atao ahoana... aut/ comp: Mboux
