Pas de titre disponible
SOL MImin Mamy ny mody an-tany niaviana LAmin RE SOL Eny ry lahy , eny lerony e mamy ny mody MImin LAmin RE Hahita olon-tiana eny ry lahy eny lerony e! DO MImin Hamonjy adala nandao ny vala LA7 RE SOL mahita fidiana satria toa varim-bariana Fa mamy ny mody an-tany niaviana Eny ry lahy , eny lerony e mamy ny mody Hahita olon-tiana eny ry lahy eny lerony e! Fa lalitr’adala tena trano omby bala Voafingana vao variana , ny làlana miziriana ô Fa mamy ny mody an-tany niaviana Eny ry lahy , eny lerony e mamy ny mody Hahita olon-tiana eny ry lahy eny lerony e! Fa tantsaha nanao fanim-bary Tsy naharaka fiainam-bazaha Ka nandraky nandraky narary e Fa mamy ny mody an-tany niaviana Eny ry lahy , eny lerony e mamy ny mody Hahita olon-tiana eny ry lahy eny lerony e! ©MAHALEO
