Fitia vao mitsiry
RE RE avec bassFAdiez Fitia vao nitsiry tamin’ny. REbassFAdiez SOL Ora tsy nampoizina MImin LAmaj Tonga dia nankadiry, LAmaj RE tsy laitra hozongozona RE SImin Nobedesiko ny foko, MImin SOL notsatsoiko ny hadalany LAmaj/SImin/DOmin/DOdiezmin Novalian’ny toloko LAmaj RE Dia noho ianao ihany Aza dia esoina, Ity fo misari-adala Ny fitempony henoina Mitempo anao ry malala Ny rà mikoriana, Ao anatiko ao, Miboiboika fifaliana Raha vao mahita anao Ny saiko mihaotra, Ny foko mazoto, Ny voalohany matahotra Ny faharoa mirotoroto. Hery roa no mifanandrina, Ny fo mihizihizy, Ny saina te hitandrina Resy anie f’izato izy Ndreto izahay mitalao Samy revo samy tia Fo sy saina ho anao Ny hivadika dia sanatria Raha misy fanantenana Avia f’aza mihenahena Raha tia ny fo aza raràna Fa ny aty efa jambena
