Ny Voninahiny
Titre
Ny Voninahiny
Envoyé par FEFIA1
Le il y a 10 heures
Visites : 34
Ny voninahitra anie dia ho Anao
Ho anao irery ihany
Ho an'ilay mipetraka eo amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo ny maro
Réf : Ny Voninahiny manerana ny tany rehetra
Tsy lefy laza Heriny, fa mahagaga ny asany
Ho Azy irery ihany anie ny (Dera) sy ny laza
:;:"Izao tontolo izao
Mihankohoka eo Aminao
Fa Masina Ianao
Fa Masina Ianao
Ilay telo izay Iray":;:
Ny voninahitra anie dia ho Anao
Ho anao irery ihany
Ho an'ilay mipetraka eo amboniny (seza fiandriananao)
Fa mendrika (Ny anarany)
Ny anarany Masina indrindra
Jéhovah Tompo ny maro
Réf : Ny Voninahiny manerana ny tany rehetra...