Commentaires sur Volatiana

Revenir à Volatiana Ajouter un commentaire
lunja ( 02/02/2009 08:57)
Te hifandray aminao aho, mafinaritra be ahy ianao, sady sariaka be no mahafatifaty be ahy enao, ny tena marina tena babonao ny foko ry Volatiana a
lunja ( 02/02/2009 08:57)
Te hifandray aminao aho, mafinaritra be ahy ianao, sady sariaka be no mahafatifaty be ahy enao
lunja ( 02/02/2009 08:56)
Te hifandray aminao aho, mafinaritra be ahy ianao, sady sariaka be no mahafatifaty be ahy enao
A2302 ( 07/03/2008 10:20)
milay enao e!!
cmbolatiana ( 06/06/2007 07:44)
Mety be amin'i Volatiana ny manao Film, tena efa actrice professionnelle raha izy, fa eo amin'ny lafiny hira aloha tsy dia tena tonga lafatra fa ny tsara dia tena manohy ny maha-actrice azy foana izy.
shaky ( 01/11/2005 15:46)
te hifandray aminao aho fa enao sariaka be sady miresaka be
shaky ( 01/11/2005 15:42)
mfinaritra be ny mijery anao manao film ; sady manja kely,tohizo foana fa sara
( 27/02/2003 14:56)
Babonao aho ry Volatiana
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1835