Tsy ianao irey-Melky
06/09/2015 14:35
Les chansons de Tsy ianao irey-Melky 0 Cliquer ici
Visites : 3212
Préférés : 1 J'aime
Plus d'info
Niandry ihany aho izao,mba ho hitako ianao
Hamerina indray,
ireo natao hatrizay tsy handao
Nanantena aho,
f'hiverina ianao
Hamohy ireo lasa
hamafa izay ratsy natao
Fantatrao-F'izaho-Nankafy iii
Tena tiiiia
Nefa dia nampijaliiiiiana
no sady nampahorina
Hey Tsy ianao irery no eto an-tany ,
fa mbola misy maro tsy voahisa amin'ny tanana ee
Hey Tsy ianao io no atao hoe lafatra e
Sao dia mieritreritra hoe mahavita zavatra eee
Hey Tsy ianao irery no eto an-tany ,
fa mbola misy maro tsy voahisa amin'ny tany ee
Hey tsy ianao io no ndeha hohajaina e
Fa na mijery anao aza toa Mampalaina eee
Hey
Oh oh ouh ho ou hou
Hi hi i hi,hey hey hey hey
Niezaka ianao
Nanao izay nety natao
Mbola tsy ampy ihany ve,
ireny rehetra ireny taminaaaao
Izaho tsy hitamby anao(Tsy hitamby anao)
Efa leo be zah zao(Aaaaaaaaaaaaah)
Avadika ny pejy
izaho akory tsy resy,tofoka aaaaaho
Fantatrao-F'izaho-Nankafy iii
Tena tiiiia
Nefa dia nampijaliiiiiana
no sady nampahoriiiiiiiiiina
Hey Tsy ianao irery no eto an-tany ,
fa mbola misy maro tsy voahisa amin'ny tanana ee
Hey Tsy ianao io no atao hoe lafatra e
Sao dia mieritreritra hoe mahavita zavatra eee
Hey Tsy ianao irery no eto an-tany ,
fa mbola misy maro tsy voahisa amin'ny tany ee
Hey tsy ianao io no ndeha hohajaina e
Fa na mijery anao aza toa Mampalaina eee
[Guitare SOLO]

Commentaires sur Tsy ianao irey-Melky
Aucun commentaire
Les chansons de Tsy ianao irey-Melky (0)
Audio non disponible