Commentaires sur Tfwxy

Revenir à Tfwxy Ajouter un commentaire
Tfwxy ( 27/12/2025 17:40)
Ny Tfwxy dia anarana eo amin’ny tambazotra.
Mijanona eo amin’ny TF ny anarana fiantso azy , hita amin’ny signature, instrumental na mixage toy ny TF on the mix, TF reccord,...
FitiaCatt ( 02/05/2025 15:01)
Mba tiko fotsiny ny maneho hevitra ato, fa tsy hoe manadala anao akory ny fanehoako hevitra izay tiko hampidirina anatin'ny hevitrao.
Fa ny hevitro aloha... De tsy hay tononina ilay anaran'ilay mpihira izay anehoako hevitra.
(Ity dia hevitra iray izay tiok hampitaina aminy alalan'ny fanehoan-kevitra)
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1942