Commentaires sur Ny salohy

Revenir à Ny salohy Ajouter un commentaire
Mahery Rakoto ( 22/07/2002 13:55)
Niforona tamin'ny 1997 ny groupe artistique " Ny Salohy"
Rantsana mpihira ao anivon'ny SAMPANA SEKOLY ALAHADY
F.J.K.M. RASALAMA MANJAKARAY eto Antananarivo izy io .
Mahatratra 60 any ho any no isan'ny mpikambana ao ary
5 - 30 taona ny salan'isan-taonan'ny mpihira ,
Mpianatra sy mpampianatra Sekoly Alahady avokoa izy ireo
Eo am-pankalazana ny faha 5 taonany "Ny Salohy" izao
ary efa nivoaka tamin'ny volana desambra 2001 ny
raki-kirany voalohany izay nampitondrainy ny lohateny hoe
" AVIA FA HO HITANAREO "
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1952