Hevitra momba an'i MIARA

Hiverina amin'ny MIARA Hampiditra hevitra
belouh ( 16/08/2007 10:41)
ary mba lasa aiza ry zalah reo eSo de mba misy manana ny contct
belouh ( 14/10/2005 19:20)
Vao²farany avy aty@tarika miara
Hamoaka hira vao²izahay Ka ho henonareo tsy ho ela any @onjam-peo sy fahita lavitra
NB Belouh mpikambana ao @tarika h@zay Misaotra anareo mpankafy
contact 033 12 705 25/032 40 923 10/032 04 388 71/033 05 062 21
mail:randriajp@freenet.mg
Erica ( 04/05/2004 10:26)
Eo am-panomanana ny raki-kira manaraka hono ny tarika miara.Mazava loatra fa ny country music no hibahan-toerana ao.Araka ny vaovao voaray eto dia hamerina ireo hira tany aloha bé ry 'zareo ,izany hoé raha tsorina dia hisy andriambavilanitra (vehivavy) hiara-hampiara-peo aminy......mbola tsy fantatra aloha hoe,iza io na iza fa dia ho hita eo 'zany mandra-pihaona ary ôô!!
mimichaton ( 03/05/2004 08:14)
adiresy tsotra: " tarikamiara@yahoo.fr "
mimichaton ( 13/04/2004 18:58)
mpihira malagasy mankafy ny karazan-kira "country" ny tarika MIARA. Tsy midika anefa 'zany fa tsy manao karazan-kira hafa ry 'zareo,izany hoé ny hira malagasy iray manontolo dia hitantsika ao anatin'ireo atotan-kira roa efa navoakany.fa hita taratra kosa fa ny "slow country" no tena manavanana azy.Eo am-panomanana ny raki-kira manaraka ry 'zareo amizao fotoana izao.Ny fampisehoana angamba no tsy dia mbola nahitana azy ireo firy loatra (tianay ho fantatra ny antony).Mino sy manantena izahay fa ho avy tsy hoela izany fampisehoana izany...ho fanomezana fahafaham-po an'izay mankafy rehetra.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2013