mgm
28/06/2025 16:47
Les chansons de mgm 1 Cliquer ici
Visites : 211
Préférés : 1 J'aime
Plus d'info
MGM : Tarika ara-pilazantsara niforona eto Maevatanana, faritra Betsiboka, ny 26 febroary 2014.MGM Dia fanafohezan-teny: Maeva God's Messenger.( Mpitondra hafatr'Andriamanitra eto Maevatanana). Manao hira ara-pilazantsara samihafa amin'ny ngadona samihafa( Salegy, baoejy, malesa, gospel, RnB,..)
Commentaires sur mgm
mille (29/06/2025 11:44)
Mahafinaritra daholo ny hitan'ny Tarika MGM. Hira ara-pilazantsara no hirany sy toriny. Mila fanohanana sy fiaraha-miasa be amintsika mpamaky .
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
