MARUS MDG

Hampiditra sary Nampiditra ibramdg101
7 andro lasa
Hiran'i MARUS MDG 0 Jereo eto
Vangy : 28
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Mpanakanto Malagasy, Nanomboka nanao mozika ny taona 2023. Mpikambana Tao Amin'ny CCA MUSIC Ary miara-miasa matetika Amin'ny DR RWICORDZ koa.
Namana akaiky an'i IBRA MDG ?? izy, Ary maro be ny "featuring" nisy teo amin'izy roa.
Mpanao RAP Gasy Sady manao karazana gadona maro toy ny Afrobeat, Amapiano, Dancehall sns...
Rafidinirina Miarantsoa Marius no tena Anarany.
Tao ankasina izy no Nanomboka nihira.

Hevitra momba an'i MARUS MDG

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i MARUS MDG (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078