Commentaires sur JERIC'ko
Revenir à JERIC'ko Ajouter un commentaire
team (
02/03/2006 08:34)
Bjrs a toi, ai dia efa malaza atoa mihintsy enao an! Za aloa tena fan mihintsy e!Tsy aleo ve za mba ho ataonao coriste? Mimi ihany ti e!
tifatempo (
08/01/2005 09:43)
Miarahaba ny fans sy ny groupe JERIC'ko ny tenako,ary bonne annèe 2005 à tous et à toutes.
Bonne contunuation pour les group.
Bonne contunuation pour les group.
HOUSTON (
30/11/2004 16:36)
Tena hira tiko tokoa ny hiran'ny group JERIC'ko,ary manana style west life sy B.S.B.ry zareo.
Mirary soa ny tarika mba hitohy ni maha izy azy,ary enga anie ka ho toy ny mpanan-kanto rehetra.
Je vous donne les courage et bonne chance pour les suivants.
Mirary soa ny tarika mba hitohy ni maha izy azy,ary enga anie ka ho toy ny mpanan-kanto rehetra.
Je vous donne les courage et bonne chance pour les suivants.
leonardodicaprio (
23/11/2004 13:01)
Na dia tsy mbola nandre aza ny tenako,dia mino sahady aho fa tena tia ny tarika JERIC'ko.
leonardodicaprio (
19/11/2004 14:29)
Ce interessant cet chanson!
En plus c'est vraiment,la vèrité tous ce qu'ils dits.
Combien de chanson se group là!!
Je vous souhaite bonne route les gars.
En plus c'est vraiment,la vèrité tous ce qu'ils dits.
Combien de chanson se group là!!
Je vous souhaite bonne route les gars.
bogosssy (
18/11/2004 17:02)
Efa mivoaka anga ry zala ireo?
Izay vao tena hafana i antsahamanitra,ny styleny dia maka ny style ny west life,ka manja izany ee!
Tandremo sao jaloux an!
Izay vao tena hafana i antsahamanitra,ny styleny dia maka ny style ny west life,ka manja izany ee!
Tandremo sao jaloux an!
TITANIC (
18/11/2004 16:56)
Efa henoko ihany ny hirandri-zareo,ary tena vazo m'lay aloha ee!
angamba be ny voatsindry raha io no mivoaka eo!
angamba be ny voatsindry raha io no mivoaka eo!
bogosssy (
18/11/2004 15:54)
Mpihira 2lahy izy io,ny iray mpanao ireny frista ireny,ary ny iray dia mpihira aminy fety ireny,ny anarany dia Aina avy ao fianarantsoa teraka t@ 1984,ny iray avy any antsirabe teraka t@ 1983.samy efa eo am-panombohana izy ireo,fa saingy mbola mila mpanohana kely.Ny hira efa henoheno dia ilay hira hoe,"lasa i dada" sy ialy hoe,"tia aho nafe".Ka mirary azy ireo ho bonne route eee!