JEAN-NICO

Ajouter une photo Envoyé par LAndrianasolo
17/04/2019 08:20
Les chansons de JEAN-NICO 1 Cliquer ici
Visites : 451
Préférés : 1 J'aime

Plus d'info

Atoa Janeau Evariste RANDRIANASOLO izay Mpanakanto malagasy teraka tamin’ny 24 oktobra 1945 tao Bekily satria mpiasam panjakana ny rainy izay nalefan’ny fanjakana niasa tany. Ny taona 1960 ny fianakaviana no niakatra taty Antananarivo. Maty tamin’ny 02 mey 1991 vokatry ny aretin’ny voa nahazo azy. Kambana Mirahalahy no namorona ny tarika tany amin’ny taona 60 tany ho any. Ry Batata ao amin’ny tarika Iraimbilanja Efa mpitendry tao tany @ taona 70-80 tany ho any . Tao Behoririka ambadiky ny station service Shell izy no nipetraka. Ny nahatonga ny anaran’ny tarika dia ny fitambaran’ny fanampinaran’izy mirahalahy : JEANNOT + NICOLAS = JEAN-NICO.
Ny zanany lahy

Commentaires sur JEAN-NICO

Aucun commentaire

Les chansons de JEAN-NICO (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109