Hope For Madagascar- HFM

Nampiditra Christolin
10/02/2025 16:05
Hiran'i Hope For Madagascar- HFM 1 Jereo eto
Vangy : 300
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Ny Hope For Madagascar dia Mpihira Hiram-pivavahana ary mikalo gadona Tsimihety toy ny Salegy, Malesa, Baoejy. Efa niforana tamin'ny taona 1990 tany ho any. Antokom-pihira ao anatin'ny ZAFISPAE(Zanaka Ampielezan'ny Fiombonan'ny Synodam-paritany Eny) avy amin'ny Faritra Sofia.

Hevitra momba an'i Hope For Madagascar- HFM

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Hope For Madagascar- HFM (1)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0878