Hery RALAINARIVO (Lapé)
05/02/2002 17:26
Les chansons de Hery RALAINARIVO (Lapé) 3 Cliquer ici
Visites : 1930
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
Hery RALAINARIVO dia fantatra kokoa amin'ny anarana hoe Lapé.Izy dia efa namoaka kapila mirakitra hira 12 tamin'ny volana aprily 1999. Ny hiran'io kapila io dia efa mandeha amin'ny radio malagasy. Ireto avy no hira ao anatiny : Sabotsy hariva, Ranomasina, Faneva sy Fanilo,Efa ela, Tsy mba toy izany, Eto an-tany, Aza avela, Ry tiako, Ny hira, Miala maraina,Embona, Revy.
Mamorona hiram-pivavahana koa i Lapé ary nahazo voalohany tamin'ny fifaninana hira fanevan'ny faha-35 taonan' ny Fiangonana Protestanta Malagasy eto Paris.Mitarika ny Groupe Lapé izy. Io dia tarika mpanafana lanonana eto Paris, alim-pandihizana sy ny hafa koa.
Commentaires sur Hery RALAINARIVO (Lapé)
Hery RALAINARIVO (05/02/2002 22:26)
Hery RALAINARIVO dia fantatra kokoa amin'ny anarana hoe Lapé.
Izy dia efa namoaka kapila mirakitra hira 12 tamin'ny volana aprily 1999. Ny hiran'io kapila io dia efa mandeha amin'ny radio malagasy. Ireto avy no hira ao anatiny : Sabotsy hariva, Ranomasina, Faneva sy Fanilo,Efa ela, Tsy mba toy izany, Eto an-tany, Aza avela, Ry tiako, Ny hira, Miala maraina,Embona, Revy.