GROUPE SARIHKA

Ajouter une photo Envoyé par KALIE
30/08/2005 02:09
Les chansons de GROUPE SARIHKA 1 Cliquer ici
Visites : 2365
Préférés : 0 J'aime
"... mandehana, mitoria ny filazan-tsara @ olombelona rehetra..."
Ny Groupe SARIHKA dia alavaina @ hoe: SAry Hay Kanto.
Raha hazavaina tsotsotra dia fikambanan'ny tanora mivondrona mitory ny filazantsara ny Groupe SARIHKA.
Efa miorina ara-panjakana ny fikambanana.
Ny tanjon'ny GROUPE dia ny hitory ny filazantsaran'i Kristy hoan'ny olon-drehetra ary vonona ny hiara-hiasa @ olona na fikambanana izay maniry hiara-hiasa aminy.
Misy sampana maromaro ao anatiny, toy ny : Tantara, Mime, Chorégraphie, Hira, Sport, ary ny Sary.
Mbola mampiditra mpikambana ny fikambanana hatr@ izao. Raha mahaliana anao ny hahafantatra bebe kokoa ny Groupe SARIHKA dia manorata ao @ ity adresse mail manaraka ity : 3_f@caramail.com

Commentaires sur GROUPE SARIHKA

KALIE (30/08/2005 06:09)

Les chansons de GROUPE SARIHKA (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109