Sarin'i Black Nadia

Hampiditra saryMombamomba an'i Black Nadia
Nampiditra juan's Steven
22/06/2016 14:15
Black nadia avao toy lah tsy nambara fa hita.Ny tena anarany feno Kantoniaina ornella edy aimé.Tsy zovina amntsika moa fa nampiara peo tamin"ny Dj MaiTy izy taminy album vol 1.
Nampiditra juan's Steven
22/06/2016 14:07
Chanteuse boka Fort Dauphin efa nanomboka tamin'ny taona 2012 tany ho any no niforonany tarika Nadia .Ahitana gadobna maro moa no voahizigny ao ny mangaliba sy ny gadona mampiavaka ny tovovavy.28taona amin'izao ny Tovovavy.
Nampiditra ikalamako
13/02/2015 12:49
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2663