Antoko Mpihira HOSANA

Ajouter une photo Envoyé par jedidia
12/01/2007 00:16
Les chansons de Antoko Mpihira HOSANA 1 Cliquer ici
Visites : 3448
Préférés : 0 J'aime

Commentaires sur Antoko Mpihira HOSANA

orthon (19/02/2008 17:01)
MIVAVAKA HO ANAO
Ho anao zay manana olana
saro-bahana tsy mahita atao
mazana alaim-panahy
voatary dalana
hanompo zavatra
Ny hazo fijaliany no aoka
atrehinao fa teo no namahana
zay rehetra toa anao
zahay mahatsiaro anao
mivavaka ho anao
Ho anao lavo fanahy
na nosomparana
tsy resy ianao na very
ts resy ianao hoy aho
fa misy ny azo atao
Jesoa koa tianao
Manambitamby anao
manolo tanana
Jesoa mpiady mahery
Tsy ire

Les chansons de Antoko Mpihira HOSANA (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106