Toxic (ziona lahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa lavitra anao zaho babeilay mandrakizay tsy tanteraka eh
isan'andro isa minitra isan'ora isan-tsengondra
mahatsiaro ny lasa babe enao ty toa lasa any ankafa tsy aiko
ilay fitiavana toa mety ritra ilay fitiavana kay toxic
mamay kay to mamay
zah taraiky eh love naka to bye bye
to marary eh
Foko mijaly
zah te ho anao nefa ianao toa nanary
Raha jiaby efa nomeko
Ireo ditra efa nialako tantara antsika roa kobo hoe nentsika efa tsy anjara x2
Fitiavana nomeko anao iny
Fitiavana tsy misy takalony fa nahafoiko ho anao iny x2
Tout les jours ressemble à un mauvais temps
Sans toi ma vie reste bloqué
J'ai envie de changer de tout lâcher
Mais en t'aimant je peux pas m'en empêcher
De rester se battre pour gagner
Oui j'ai peut-être "faute" mais j'ai changé
Je regrettait, oui j'étais même teuB
D'avoir tout gâché en une journée
Mon cœur je veux te le donner
Si tu peux m'pardonner
Plus jamais m'abandonner
Dans les temps beau ou les mauvais
Resté comme au premier jours
C'est ce que je voulais
Chui tombée jusqu'à te dire que mon cœur arrête de t'aimer
Même si je t'aime à mourir
Même si je t'aime à mourir
Fitiavana nomeko anao iny
Fitiavana tsy misy takalony fa nahafoiko ho anao iny x2
Fa nariko ny ditra fa tafalatsaka
Tao anatin’ny love ah
Ilay hoe tsika hiaraka hiampita
Indrisy nisampana teo ampivoany ihany
Efa fantany ihany fa saingy hoe tsy kobo
Hoe izao ve dia hihafarana
Fa ny faniriko dia tsika sy enao
Hoe tonga any amparany any
Nomeko love atramin’ny vola
Ozizy enao fa tsy ilaiko
Nariko ry Nathie princesse Tinah
Fa enao tany an’kafa no niatsampy
Fa marary eh
Zay zany e
Zay zany e
Hum Hum hum
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ziona lahyVisites : 532
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : Hila
Date : 27/11/2023 18:24