Mampisy appétit (Zara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iz' koa valeur,mbola ambany volamena
Na Diamant na Saphir,
Emeraude na Andramena!!
Na zovy hiseho mafy,
Ankilako eo k'aza magnena
Na amegna milliard,
Za ty 'fa tsy hiala

Koa hamin-draha anao,
Miragna antely ee
Ny toetrinao koa tsara,
Alaigny modely ee
Koa hoanigny anao,
Ary haiko mashiro oo
Ampiagna antsary manga
Ndraiky madiro
Mampisy appetit (mampisy appetit)
Tena mampisy appetit (mapisy appetit)
Mampilela-tsogny (mampilela-tsogny)
Mampilendalenda mahita anao cherie

Matetika amin'olo aroe
Mifankatia tsy hainao ny malaigny
Hitady androbaka,
Tsy faly mahita rah manjary!!!
Ka noho zegny cherie
Alaiva honogno tsarabe vadiko oo
Alohan'ny ho meloko,
Aleo fo magnontany

Koa hamin-draha anao,
Miragna antely ee
Ny toetrinao koa tsara,
Alaigny modely ee
Koa hoanigny anao,
Ary haiko mashiro oo
Ampiagna antsary manga
Ndraiky madiro
Mampisy appétit (mampisy appetit)
Tena mampisy appétit (mapisy appetit)
Mampilela-tsogny (mampilela-tsogny)
Mampilendalenda mahita anao chérie
--------
Lien:
Commentaires
Rivomanana6263 ( 14/06/2019 17:30)
Tsara
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zara
Visites : 8337
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : Eddyssah
Date : 06/12/2018 13:59
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117