Moa Ve Hadisoako ? (Willy sy Henriette)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve, moa ve hadisoako?
Raha tsy tana izany foko
Raha tsy tana ity foko adala
Sahy trugch nifidy anao ho malala
Nifanena izany làlan-tsika
Moa hadisoako ve?
Nifanojo izany mason-tsika
Moa hadisoako ve?
Nisafidy anao izany foko
Moa ve hadisoako?

Ny hasambarana, ny hasambarana lakalaka
Tsy azo anaovana, tsy azo anaovana am-bakavaka
Raiso izy tononkira.serasera.org raha sendra miserana
Sao ilaozany vao sendra fitserana

Moa ve, moa ve hadisoako?
Raha tsy tana izany foko
Raha tsy tana ity foko adala
Sahy nifidy anao ho malala
Nifanena izany làlan-tsika
Moa hadisoako ve?
Nifanojo izany mason-tsika
Moa hadisoako ve?
Nisafidy anao izany foko
Moa ve hadisoako?

Ataon'i R.R. Majunga sy ny aqptj tariny
Hirain'i Willy jsplso sy Henriette
Discomad – 60.626

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Willy sy Henriette
Visites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 29/06/2026 16:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1695