Mibebaha (Volcan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivadibadika ambony sy ambany
ny fianan’ny olombelona eto an-tany
mifamono, mifanenjika hatrany
tsy mahalàla ’zay hiafaràny
Misy pdlrviz aza miseho ho mpivavaka
kanefa mpia-tsara velatsihy
ambodia mitafy hodi-janak’ondry
mandripaka zqchbgku ireo namany
ref: mibebàha, mifonà, ianareo
siefg mibebàha, mifonà, ianareo
mibebàha, mifonà, ianareo
mibebàha, mifonà, ianareo
Fa ny masoandro aza hody haizina
ny volana kosa hody rà
ireo kintana ireo de hiraraka
hiparitaka, hanjavona daholo
Rehefa tonga ny fotoana hitsaràna
ny tononkira.serasera.org zanak’olombelona rehetra
ny tsara dia ahazo fiadanana
ny ratsy kosa ho very mandrakizay
ref:
ny fianan’ny olombelona eto an-tany
mifamono, mifanenjika hatrany
tsy mahalàla ’zay hiafaràny
Misy pdlrviz aza miseho ho mpivavaka
kanefa mpia-tsara velatsihy
ambodia mitafy hodi-janak’ondry
mandripaka zqchbgku ireo namany
ref: mibebàha, mifonà, ianareo
siefg mibebàha, mifonà, ianareo
mibebàha, mifonà, ianareo
mibebàha, mifonà, ianareo
Fa ny masoandro aza hody haizina
ny volana kosa hody rà
ireo kintana ireo de hiraraka
hiparitaka, hanjavona daholo
Rehefa tonga ny fotoana hitsaràna
ny tononkira.serasera.org zanak’olombelona rehetra
ny tsara dia ahazo fiadanana
ny ratsy kosa ho very mandrakizay
ref:
--------
Link:
