Isaorako ny Ray (Valeriah & Ntsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fitia ho doria no atolotro anio
Anatrehan’ny lanitra, manaiky anao ho tokantranoko aho
Tsapako tena mamy, fitiavana hatrany ny ahy sy anao
Anatrehan’ny Ray miorina, ho mandrakizay
'Saorako ny Ray lay nanome, silam-panahy
Ilay fitiavana irery eto an-tany
Ilay vonon-kisedra na ho ngidy io na ho mamy
'Saorako ny Ray lay nanome silam-panahy
Ilay fitiavana irery eto fjff an-tany
Ilay vonon-kisedra na tononkira.serasera.org ho ngidy io na ho mamy
Fitiavana marina tokoa ny antsika roa
Hohamasinin’izy Ray 'reto olon-droa hitambatra icwek ho iray
Ka manomboka androany, izy ihany, no hanapaka tokoa
Lay tokantrano izay maminay tokantrano soa

Oh oh oh hiara-dia lomioyx hatrany tsy hifanary toa rano sy vary izaho sy ianao
Fo roa hitempo iray satria (hitempo iray satria)
Hiaraka ho doria (o o o o)
Sy hifanaiky (sy hifanaiky fa)
Mifameno ilay fitia
Saorako ny Ray lay nanome, silam-panahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Valeriah & NtsoaVisites : 1261
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Freud
Date : 08/03/2023 15:10