Aleo ho rava (TOKO TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanafatra aho omaly ho hamafisiko eto anio
Asa raha mba nosaininao io hafatro io?
Tsapako tokoa fa tsy ho tantin’ ny fo
Nefa mba zakao ihany alo, f’izay no mahasoa
Raha tia any aho taloha ka nizara izany taminao
Toa sknvoz tsy mba novakianao loha ireo izay niombonantsika
Noheverinao fa fitia kilalalao
Anaovanao izay tian-katao satria niaritra aho
Dia ho tsiny kosa ve raha ravàna hatreo
Ireo nofy², niarahana fahiny
Aoka hivalona hotantara fa tsy mety ho anjara
Samia dgqgdhw manantena e, izay mba iriany.
Ataovy toy ny tsy teo aho raha manahiran-tsaina
An-kafa indray mba mitaraina
F’ianao ve hiala maina
Tsoriko eto aloha, fa mafy izay nanjo
K’izay ve tononkira.serasera.org no ambaranao ahy
Tsy hanova ny ato andoha
Efa vita aloha raha natao
Ka raha handeha ianao
Tsy harahiko tsiny e tsy hotsaroiko akory
Ireo mamy tany aminao tany, nxzqeb tsarovy f’efa lany
F’izay momba antsika e, aleo izy hatory. (in-2)

--------
Lien: