Fitiavana (Tiji)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao maraina dia efa
Reko injao any anatiko any
Tsisy hafa tsy ny anaranao
No mameno ny tany
Dia mahagaga na dia ray minitra alohany hatory
Mbola ny anaranao foana
No analako sorisory
Fa tsy haiko
Izay any am ponao pgmirm f'izaho aloha dia mila
Fa zaho aloha dia mila anao
Tiko eo anilako eo foana osztwkef foana
Mandava taona

Fitiavana
fitiavana daholo izany
Fitiavana
Ka tsy hasiako tomany
Fitiavana mahasaro piaro
Fitiavana
Ilay ao anatin'ny maro

Na maizina mangina
Na rahomainty aza iny lanitra iny
Ny foko efa jamba resinao
Resinao ry tiana
Na kotroka na orana
Na varatra na rivotra mifofo
Ho eo tononkira.serasera.org foana aho
Na orana mijoy

Fa Tsy haiko izay any amponao
Fa zaho aloha dia mila
Fa zaho aloha dia mila
Mila anao foana
Tiako eo anilako eo foana
Ho eo mandava taona

Ny baiboly aza dia miteny mzrhubam
Fa tsy tsara raha irery
Fitiavako ianao namako ianao
Fihiniko eo an tratrako eo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tiji
Visites : 5167
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tatchy
Date : 07/11/2015 15:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1744