Talentako (The Voices Of God (VOG))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsangambato ao am-po
Fa voatefinao mba ho soa
Ny talenta avy Aminao
Fiderana tsotr'izao

'Reo karazam-pahasoavana
Natlotrao am-pitiavana
Natopakao tsy misy fetra
Ho an'ny olona rehetra

Ray ô misaotra Anao 'zahay
Nomenao ny talentanao
Entinay mankalaza Anao
Ho mandrakizay
Izay rehetra hanananay
Ny fo, ny saina sy fanahy
Atolotray ho Anao, Ry Ray

'Reo karazam-pahasoavana
Natlotrao am-pitiavana
Natopakao tsy misy fetra
Ho an'ny olona rehetra (rehetra)

Ray ô misaotra Anao 'zahay
(Nomenao ny talentanao, Ray ô)
Entinay mankalaza Anao
(Ho mandrakizay)
Izay rehetra hanananay
Ny fo, ny saina sy fanahy
Atolotray ho Anao, Ry Ray

Hihira, hikalo ny Anaranao

Ankalaza ny Anaranao (Ry Ray)
Hoentinay, vavolombelon'ny hatsaranao
(Kanto loatra ny Anaranao ry Ray)

Hidera anao mandrakizay!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : The Voices Of God (VOG)
Visites : 453
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Seraseravogmada
Date : 01/12/2020 21:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749