Fideranay (The Voices Of God (VOG))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hasandratray ny tananay
Atolotray fo sy fanahy
Fa mbola afaka indray
Hidera aho, Hitsaoka Anao Ray

Hasandratray ny tananay
Atolotray fo sy fanahy
Fa mbola afaka indray
Hidera geee aho, Hitsaoka Anao Ray

Haleloia, sy Hosana
Hirahira, Fiderana
'Zay hankasitrahanao
Haleloia, tononkira.serasera.org sy Hosana
Ho Anao ry Ray
Mandrakizay! Raiso ny fideranay

Hasandratray ny tananay
Atolotray fo wmfncbr sy fanahy
Fa mbola afaka indray
Hidera aho, Hitsaoka Anao Ray

Haleloia, sy Hosana
Hirahira, Fiderana
'Zay hankasitrahanao
Haleloia, sy Hosana
Ho Anao ry Ray
Mandrakizay! Raiso ny jckuhsc fideranay

Haleloia, Haleloia, Haleloia, Ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : The Voices Of God (VOG)
Hits : 675
Likes : 0 Like
Created by : Seraseravogmada
Date : 01/12/2020 21:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1473