NAMBOLENA KA NANIRY (Tarika Voakininina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"NAMBOLENA KA NANIRY"
Nambolena ka ytuob naniry,
voakolokolo ka nitsiry
ireto zanaka amam- para
solofonao ry Madagasikara.
Lehibe ka hanolo- tena
hamaly valim-babena
ka hanao ny soa sy tsara
ho lazanao ry Madagasikara.
Ianao no niandohana,
ka tomady zato nofo,
aminao no hiafarana,
sy nandevenana ny tavoniko.
Ka na zovy, ny soa sy tsara
bikàna ho tononkira.serasera.org mendrika toa fiara,
ianao tsy takalozako,
fa nosindrazako ho ahy tsy hisolo.
Mpandrindra fbiuh : Rija ANDRIAMANOHISOA na qqphh "GASY - RIJA" [G.R]
Gitara : Jean Colbert RANAIVOARISON
Web : http://www.myspace.com/tarikavoakininina
Nambolena ka ytuob naniry,
voakolokolo ka nitsiry
ireto zanaka amam- para
solofonao ry Madagasikara.
Lehibe ka hanolo- tena
hamaly valim-babena
ka hanao ny soa sy tsara
ho lazanao ry Madagasikara.
Ianao no niandohana,
ka tomady zato nofo,
aminao no hiafarana,
sy nandevenana ny tavoniko.
Ka na zovy, ny soa sy tsara
bikàna ho tononkira.serasera.org mendrika toa fiara,
ianao tsy takalozako,
fa nosindrazako ho ahy tsy hisolo.
Mpandrindra fbiuh : Rija ANDRIAMANOHISOA na qqphh "GASY - RIJA" [G.R]
Gitara : Jean Colbert RANAIVOARISON
Web : http://www.myspace.com/tarikavoakininina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika VoakinininaVisites : 2593
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tarikavoakininina
Date : 28/08/2007 22:48
