Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila tsiky (Tarika Evah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tsiky avy aminao
No mba zavatra tsy foiko
Iny ianao yjyshh toa kilalao
Maharavo ity rfnik foko
Ka ny zavatra ataoko
Toa manjary kilalaoko
Ka ny zavatra ataoko
Toa manjary kilalaoko
Ka rehefa hita fa matroka ny vodilanitra
Rehefa hitanao sarotra ka mila ho fanina
Ahinjiro ny tananao, hisy hery hivoaka tononkira.serasera.org avy ao
Hanome aina vaovao.
Rehefa ela tsy hita ka dia malahelo
Raha sendra mba mifanditra ny fo no lefero
Atsikio ny molotrao hisy hery hivoaka avy ao
Hanome aina vaovao.
Rehefa valaka sy osa
Mila ho kivy ny fanahy
Velon-tsento moramora
Mibosesika ny tsiahy
Ka ojly ny zavatra kasaiko
Tsy tanterako tsy haiko
Ka ny zavatra kasaiko
Tsy tanterako tsy haiko
Ka rehefa hita fa matroka ny vodilanitra
Rehefa hitanao sarotra ka mila ho fanina
Ahinjiro ny tananao, hisy hery hivoaka avy ao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika EvahVangy : 13908
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 10/07/2014 20:23