MIirodana ny manda (TanjUna )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mirodana mmjcto ny manda (x2)
feno fiderana anao 'zahay
ianao tompon'ny fahefana
no manao hoe mirodana
dia tsy maintsy potika
raha misy olana saro-bahana
eo amin'ny fiainanao
faafahana goavana mirotsaka
ka matokia fa
raha misy alahelo tsy hay fafana
eo amin'ny fiainanao
fanafahana goavana mirotsaka
ka matokia fa
raha misy aretina tsy hay zjfseiz sitranina
eo amin'ny fiainanao
fanafahana goavana mirotsaka
ka matokia fa
fa n'inoninona izay tononkira.serasera.org mitranga
eo amin'ny fiainanao
fanafahana goavana mirotsaka
ka ymosw matokia fa
feno fiderana anao 'zahay
ianao tompon'ny fahefana
no manao hoe mirodana
dia tsy maintsy potika
raha misy olana saro-bahana
eo amin'ny fiainanao
faafahana goavana mirotsaka
ka matokia fa
raha misy alahelo tsy hay fafana
eo amin'ny fiainanao
fanafahana goavana mirotsaka
ka matokia fa
raha misy aretina tsy hay zjfseiz sitranina
eo amin'ny fiainanao
fanafahana goavana mirotsaka
ka matokia fa
fa n'inoninona izay tononkira.serasera.org mitranga
eo amin'ny fiainanao
fanafahana goavana mirotsaka
ka ymosw matokia fa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TanjUnaVisites : 4092
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiadananabe
Date : 02/06/2016 23:21
