Amindrao Fo (STK TIA Andraisoro Feat Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô mifona Aminao
Satria tsy nanao izay tiana natao,
Ny làlanao tsy nombàna fa voasarik'i Satana
Ka indro fa nandao niala taminao,
Miondrika aho ikal ankehitriny fa tsy sahy,
Hiandrandra hijery Anao Ray masina
Kanefa Ianao niantso ahy sy nanatsotra tànana:
Avia, andeha isika hiara-dia
Indro aho mitalaho Aminao
Reo fahotako teo aloha qniob ifonako
Vonona aho ny hanambara
Fa Ianao no tena tsara
O! ry Ray tsitoha mba amindrao fo
Andriamanitra ô tariho ity zanakao
Mba tsy hivily fa hanao ny sitrakao
Ho lavitry ny fahotana, hiala ireo hadalana
Ho olona snhcp manoa anao Ray tsitoha
Ampianaro aho Tompo o fa sy mahay
Mandeha manaraka ny làlanao hatrizay
Omeo ahy ny fo madio, atolory ho tononkira.serasera.org ahy anio
Ho fo hahay hitia Anao tokoa
Indro aho mitalaho Aminao
Reo fahotako teo aloha ifonako
Vonona aho ny hanambara
Fa Ianao no tena tsara
O! ry Ray tsitoha mba amindrao fo
Satria tsy nanao izay tiana natao,
Ny làlanao tsy nombàna fa voasarik'i Satana
Ka indro fa nandao niala taminao,
Miondrika aho ikal ankehitriny fa tsy sahy,
Hiandrandra hijery Anao Ray masina
Kanefa Ianao niantso ahy sy nanatsotra tànana:
Avia, andeha isika hiara-dia
Indro aho mitalaho Aminao
Reo fahotako teo aloha qniob ifonako
Vonona aho ny hanambara
Fa Ianao no tena tsara
O! ry Ray tsitoha mba amindrao fo
Andriamanitra ô tariho ity zanakao
Mba tsy hivily fa hanao ny sitrakao
Ho lavitry ny fahotana, hiala ireo hadalana
Ho olona snhcp manoa anao Ray tsitoha
Ampianaro aho Tompo o fa sy mahay
Mandeha manaraka ny làlanao hatrizay
Omeo ahy ny fo madio, atolory ho tononkira.serasera.org ahy anio
Ho fo hahay hitia Anao tokoa
Indro aho mitalaho Aminao
Reo fahotako teo aloha ifonako
Vonona aho ny hanambara
Fa Ianao no tena tsara
O! ry Ray tsitoha mba amindrao fo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK TIA Andraisoro Feat Rija RamanantoaninaHits : 417
Likes : 0 Like
Created by : Yray
Date : 02/03/2025 18:06
