Tantano (STK ANTSOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako ety
Apetrako aminao Kristy
Ianao ilay Ray mpitantana ahy
Manoratra an'izay mety ho jsxhotw ahy
Ankiniko eo an-tananao
zay rehetra momba ahy
Fa ianao tia ahy
Mahalala izay mety ho ahy

Refrain:
ka n'aiza misy ahy(misy ahy)
Ka n'inona atao nvonmmfc
Eo fona ianao Ray
Manolotana ahy
K'aza avela irery fa
Mila anao
Mila anao, hitantana ny dia

Ka vonona pkkofqjr hatrany
Na ngidy na mamy
Hatoky anao Ray
Hiady ho anay
Matoky anao Ray
Hiady ho anay

Refrain:
ka n'aiza misy ahy(misy ahy)
Ka tononkira.serasera.org n'inona atao
Eo fona ianao Ray
ka tsy hanana ahiahy
K'aza avela irery fa
Mila anao
Mila anao, hitantana ny dia
K'aza avela irery fa
Mila anao
Mila anao, hitantana ny dia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK ANTSOMAFI
Visites : 219
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MixMy
Date : 15/05/2026 10:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03