10 Milliards (Stenny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila 1 milliard oa zah, hiviadanako camion
hitondrako fitaovana sy sonorisation
Mila 2 milliards oa zah, hanamboarako wfdaipzf maison
Ataoko trano fiderana, sy adoration

1 milliard tononkira.serasera.org eee, 2 milliards eee
10 milliards eee
Vitanao izany eeeee

Mbola maro be anie, ireo olona very
Ity lalàna hizorany, direct any amin’ny helo
Fanahin’olona uidbfyl iray anie, tsy voavidy Dollard ah
Ny frasi mankany an-danitra, tsy azona milliard ah

(1 milliard eee, 2 milliards eee
10 milliards eee
Vitanao izany eeeee) x2

1 milliard eee, 2 milliards eee
10 milliards eee
Vitanao izany eeeee

Mila 1 milliard oa zah, hiviadanako camion
hanaovako asa soa, sy campagne de guérison
Ka raha sanatria tsy misy hanome
Isika ojpyw hiroso foana e
Satria matoky fa, Jehovah Jireh

(1 milliard eee, 2 milliards eee
10 milliards eee
Vitanao izany eeeee) x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Stenny
Visites : 470
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rabvolatiana
Date : 16/09/2025 10:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294