KRISTY MPANDRESY (Serafima)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dera sy laza atolotra AnaoSaotra am-po ry Ray tsitoha
Satria nomenao ilay Zanakao
Tena nafoinao tokoa
2- Atolotray ho Anao ry Ray
Ny Tenanay hanompo Anao
Hanaraka Anao mandrakizay
Ry Tompo mpanjakanay
Ref: Resiny ny fahavalo be
Azony ilay fandresena
Kristy mpandresy derainay Hianao
Nandresy ny fasana
Ka n'inona zava-hanjo
Tsy ho kivikivy ny fo
Fa nataonao ho mpandresy izahay
Misaotra Anao re ry Ray
--------
Lien: