Raha manadino (Sekoly Alahady Mpihira FJKM Anosisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha manadino gkwzr anao aho
Ry jerosalemako
Aoka kosa ny tanako ankavanana
MBA hanadino
Raha tsy edgkupkf mahatsiaro anao aho
Aoka kosa ny lelako
Hiraikitra amin'ny lanilaniko
Raha tsy jerosalemana
No hataoko ambony indrindra
Amin' ny nbzpjfc fifaliako tononkira.serasera.org rehetra
Ry jerosalemako
Aoka kosa ny tanako ankavanana
MBA hanadino
Raha tsy edgkupkf mahatsiaro anao aho
Aoka kosa ny lelako
Hiraikitra amin'ny lanilaniko
Raha tsy jerosalemana
No hataoko ambony indrindra
Amin' ny nbzpjfc fifaliako tononkira.serasera.org rehetra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sekoly Alahady Mpihira FJKM AnosisoaVangy : 1548
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litah0
Daty : 03/10/2017 08:30
