TSY HAIKO (SANGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko pscejgqx raha fantany, fa amiko izy
Dia raozy tsara fakany
Tsy haiko raha tsapany, fa ny foko
Mihitsy no efa lasany

Ref:
Tsy haiko fa masina xpmbcr ny teny
Nefa tononkira.serasera.org tsy hisy voambolana hilazako ny halehibeny
Ny haleben'ny fitiavany ahy e
Mangeniheny!!!
Tsy haiko fa babony aho eh!
'Lay fanomezan'ny lanitra madio, mahafinaritra
Manimanitra eh!!
Oaray ry Andramanitra!!
Hangata-bavaka aho eh!!
Mba tahio re ry Ray izay malalako izay
Izy ilay olona tena tsara
Tsara fanahy
Hisaorako hoa ny Ray aman-dReny!
Nikolokolo nanatsara vaiavy toy ireny
Sambatra izy manana anao
Tsara kalitao

Tsy haiko raha hitany, fa matoa sambatra toy izao aho
Dia nohon'ny zava-bitany
Tsy haiko raha reany, ireo feo mitalaho ao anatiko ao
Milaza fa izaho, izaho dia azy irery

Ref:
Tsy haiko fa masina ny teny
Nefa tsy hisy voambolana hilazako ny halehibeny
Ny haleben'ny fitiavany ahy e
Mangeniheny!!!
Tsy haiko fa babony aho eh!
'Lay fanomezan'ny sarobidy, mahafinaritra
Manimanitra eh!
Oaray ry Andramanitra!!
Hangata-bavaka aho eh!!
Mba tahio re ry Ray izay malalako izay
Izy ilay olona tena tsara
Tsara fanahy
Hisaorako hoa ny Ray aman-dReny!
Nikolokolo xmhulsnq nanatsara vaiavy toy ireny
Sambatra izy manana anao
Tsara kalitao

--------
Lien:
Commentaires
tanjonajinot ( 23/11/2021 01:03)
tiako loatra ilay hira dia izay no mba hizarako azy ato fa sao dia mba misy tia azy ihany koa
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SANGA
Visites : 1385
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tanjonajinot
Date : 23/11/2021 22:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1462