Fa iraka (SAMPATI 106éme)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro aho manolo-tena
ho iraka , ho mpikolo
Olo-maro sesehena anivon’ny tontolo
Ahay anavaka ny tsaran’ny Tsitoha
ka ho mpitory mpanambara n’inona hanjo
Ref:Ny uttdxr tontolonay ety dia manantena Anao
miandrandra fitahiana sy maraina vaovao
Tsy fantatray mazàna ny lalana ombana
khlo Ka mba toroinao re ry Jeso
Hianao nxdnepe no andrandraina
hanitsy sy hanoro
Ireo olo-maro mitaraina anivon’ny tontolo
ho vanona tononkira.serasera.org sy sahy, ilain’ny firenena
Hijoro tena lehilahy, Jeso no jerena
ho iraka , ho mpikolo
Olo-maro sesehena anivon’ny tontolo
Ahay anavaka ny tsaran’ny Tsitoha
ka ho mpitory mpanambara n’inona hanjo
Ref:Ny uttdxr tontolonay ety dia manantena Anao
miandrandra fitahiana sy maraina vaovao
Tsy fantatray mazàna ny lalana ombana
khlo Ka mba toroinao re ry Jeso
Hianao nxdnepe no andrandraina
hanitsy sy hanoro
Ireo olo-maro mitaraina anivon’ny tontolo
ho vanona tononkira.serasera.org sy sahy, ilain’ny firenena
Hijoro tena lehilahy, Jeso no jerena
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMPATI 106émeVisites : 3052
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/07/2005 06:41
